|
|
|
|

Entry1  hena ratsy
Elementary words  2  hena, 3  ratsy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina [1.1]
Examples  6  Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra. [2.857#]
Synonyms  7  henam-paty

Anagrams  8 hena ratsy, 9 tresahina

Updated on 2025/09/12